Wayan et le roi tortue

Wayan et le roi tortue : Wayan sy ilay Mpanjaka Sokatra

By (author)  , Translated by  , Illustrated by 

List price: US$12.00

Currently unavailable

Add to wishlist

AbeBooks may have this title (opens in new window).

Try AbeBooks

Description

Wayan est issu d'une famille de pêcheurs. Dans son village, la mer a depuis toujours été la source de nourriture. Mais un jour, cet équilibre se trouve bouleversé. Wayan trouvera-t-il un moyen de sauver le village ? Wayan et le Roi Tortue a pour objectif l'éducation à l'environnement. Ce livre enseigne aux enfants quel impact leurs choix peuvent avoir sur l'environnement. Il contient également des activités.

Taranaka mpanjono i Wayan. Ho an'ny olona ao an-tanànany dia ny ranomasina no loharanon-tsakafo efa hatry ny ela. Indray andro anefa, nikorontana ny fiainan'izy ireo. Hahita fomba hanavotana ny tanàna ve i Wayan? Ny tanjon'ny boky « Wayan sy ilay Mpanjaka Sokatra » dia ny fanabeazana ny olona amin'ny fiarovana ny tontolo iainana. Ity boky ity dia mampianatra ny ankizy izay mety ho vokatry ny safidy ataony manoloana ny tontolo iainana. Misy asa fampiharana ihany koa ato anatin'izy ity.
show more

Product details

  • Paperback | 34 pages
  • 152 x 229 x 2mm | 77g
  • Malagasy
  • 32 Illustrations
  • 1999001249
  • 9781999001247